|
|
|
|

Teny iditra1  manatofantsika
Fototeny  2 tofantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao zavatra ohatra ny volantsinana, ohatra ny andohalambo; mandantsika; manantsika; mamokoka.
5 Mampiandry ela. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12