|
|
|
|

Teny iditra1  manatamberina
Fototeny  2 tamberina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampandeha dia miverina; mampihodinkodina eo an-toerana ihany; mampivezivezy mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12