| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 manatakolaka | 
| Fototeny | 2takolaka | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Tovy hevitra | 8manakolaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |