|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manary andro |
| Singan-teny | 2 manary, 3 andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manao izay hahalasa ny andro amin' ny zavatra tsy dia misy antony firy
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 manariandro, manary andro, 7 ramandriona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|