|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manararaotra |
| Fototeny | 2 hararaotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
5 Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy 6 Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another.
[1.2] 8 to take advantage of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 profiter de l'occasion
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 manaokendrytohina, 16 manaotsatoka, 17 mandrayvavalatsaka, 18 mivelynyvydienymafana |
| Kamban-teny rehetra | 19 manararao-paty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|