|
|
|
|

Teny iditra1 manaporofo
Fototeny  2porofo
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 manamarina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 justificatif, justificative [1.4.fr#460]
Ohatra  6 Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona! [2.285#]
7 Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12