Entrée manantitrantitra (antitrantitra (antitra))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1]
 Mamerimberina, manamafy [1.13]
Explications en français Insister [1.13]
Exemples 
1Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana. [2.314]
2Manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369]
Morphologie 
Présent : manantitrantitra
Passé : nanantitrantitra
Futur : hanantitrantitra
Impératif : manantitrantera

Mis à jour le 2023/01/20