Entrée mananonanona (anonanona (anona))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza toetra tsy tsara tsy ratsy fa eo ho eo: Manao ahoana ny marary izay? -- Mananonanona ao izy ~ Mananonanona be ihany itỳ politika itỳ ka aoka aloha hahemotra ny resatsika [1.1]
Morphologie 
Présent : mananonanona
Passé : nananonanona
Futur : hananonanona

Mis à jour le 2020/07/31