|
|
|
|

Teny iditra 1  manampò
Fototeny  2 fo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana
9 Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho
10 Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. [1.2]
12 to expect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 prévoir, s'attendre à [1.8]
Ohatra  14  Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra. [2.588#]
15  Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany. [2.895#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manampò, 17 manompa, manompà, 18 mpamòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19