|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manakofa |
| Fototeny | 2 akofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be akofa, tsy mby am-bentiny: Mampalahelo fa nanakofa ny vary taona ito noho ny rivotra be loatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 imp. and Rel. not used. Used of the rice light in the ear, to be husky, to be more chaff than rice..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 ramanakofa |
| Teny iditra (2/2) | 10 manakofa |
| Fototeny | 11 takotra |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotra [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 13 fanakamo, 14 manafoka, manafokà, 15 manakofa, 16 mañofaka, 17 manokafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|