| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 manakisaka | 
| Fototeny | 2kisaka | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka [1.1] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 9 manakisaka, 10 mankasiaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |