|
|
|
|

Teny iditra1  manaivoka
Fototeny  2 aivoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12