| Entrée | 1 manaitra |
| Radical | 2 traitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to startle, to excite [1.7] |
| Explications en français |
6 surprendre; alarmer; éveiller [1.8] |
| Exemples |
7 Ny manofa lamba olona, fa manaitra.
[1.437#]
8 manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 maiñatra, 15 manaitra, 16 manitara, 17 matriaña, 18 mianatra, 19 miatrana, 20 mitarana, mitaraña |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|