Entrée | 1 manaisotra |
Radical | 2 aisotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.2] 5 to remove, to clear off [1.7] |
Explications en français |
6 enlever, ôter [1.8] |
Exemples |
7 Tsy ho azonay hatao intsony ny manaisotra ato aminay ny fakan 'ny fialonana.
[2.356#]
8 Ary raha te-hanaisotra izy, manaisotra raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy. [2.366#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 13 amotsirana, 14 manaisotra, 15 matirosana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |