Entrée manafotra (safotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manototra: Nanafokenatra azy ny namany
¶ Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy
¶ Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to flood, to submerge [Hallanger 1973]
Traduction française inonder [Hallanger 1974]
Morphologie 
manafotra
nanafotra
hanafotra
manafora

Entrée manafotra (hafotra)
Partie du discours verbe actif
Traduction anglaise to strip the bark off the hafotra. [Richardson 1885]

Entrée manafotra
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bezanozano] manarona, manenika [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] mandrakotra [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31