|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manady |
| Fototeny | 2 tady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao tady: Manady no raharahan-dRangahy io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to twist, to make a rope by twisting.
6 also in the province to bind with cords.. [1.2] 7 to twist into rope. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 corder, faire une corde.
[1.8] |
| Ohatra |
9 manady rongony hatao lamba.
[2.69#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 manatady |
| Teny iditra (2/3) | 15 mañady |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 manome tsiny.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 mañady |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 mangata-bady.
[Taisaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 29 madañy, 30 madina, 31 mañady, manady, 32 manday, 33 mandia, 34 manida |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|