|
|
|
|

Teny iditra1  manadonto
Fototeny  2 donto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany.
5 Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity.
6 Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12