|
|
|
|

Teny iditra1  manadombo
Fototeny  2 dombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga hodombo, tsy maranitra: Ny vato no nanadombo ny antsy.
5 Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sainy.
6 Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12