|
|
|
|

Teny iditra1  manabontsina
Fototeny  2 bontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety.
5 Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12