|
|
|
|

Teny iditra1  manabe
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to augment, to increase, to make large, to make many, to make great [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ambane, 13 anambe, 14 embaña, embana, manabe, 15 mañeba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21