|
|
|
|

Teny iditra1  mampitsahatra
Fototeny  2 tsahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Ranonoram-baratra tsy ahitana ny asa atao mihitsy angaha no mba nampitsahatra. [2.472]
5  saika hovalahy nana-menakely ka Andrianampoinimerina vao nampitsahatra azy. [2.48]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29