|
|
|
|

Teny iditra1  mampiriotra
Fototeny  2 riotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mampihazakazaka.
5 manainga, mampisavorovoro. [2.313]
Ohatra  6  mampiriotra ny mpitaingin-tsoavaliny; [2.996]
7  ry rivotra, sarotim-panina ka manai-bovoka mandry, mampiriotra fako mifitsaka. [1.298]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12