|
|
|
|

Teny iditra1  mampihiratra
Fototeny  2 hiratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Ny resak' izy roa lahy nitohy ihany ary tsy nisy niafina tamiko, no hampihiratra tanteraka ny masoko sy ny saiko. [2.4]
5  Iaveh mampihiratra ny jamba; Iaveh mampitraka ny mitanondrika; Iaveh tia ny marina; [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10