|
|
|
|

Teny iditra1  mampianiana
Fototeny  2 aniana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to administer an oath. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire prêter serment. [1.8]
Ohatra  6  Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, no dia mampianiana anay toy izao ianao? [2.996#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12