| Entrée | 1 mampandroso |
| Radical | 2 roso |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en français |
4 faire fructifier, faire progresser [1.13] |
| Exemples |
5 Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel.
[2.285#]
6 ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|