Entrée mamotsifotsy (fotsifotsy (fotsy))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
Explications en anglais To disregard, to speak lightly of. [1.2]
 To express disdain; to denigrate [1.7]
Explications en français Mépriser, dénigrer [1.8]
Exemples Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298]
Morphologie 
Présent : mamotsifotsy
Passé : namotsifotsy
Futur : hamotsifotsy
Impératif : mamotsifotsia

Mis à jour le 2023/01/20