|
|
|
|
Teny iditra
1
mamosesika
Fototeny
2
bo
se
sika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manampina, mamempina:
Mamosesika ny arabe ny vahoaka
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mamosesika
6
Ny lasa :
namosesika
7
Ny hoavy :
hamosesika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12