| Entrée (1/2) | 1 mamony |
| Radical | 2 vony |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to blossom [1.7] |
| Explications en français |
6 fleurir [1.8, 1.96] 7 (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina, Sakalava, Tankarana, Betsimisaraka] [1.196] |
| Exemples |
8 Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817#]
9 ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 mamony fanja |
| Vocabulaire | 14 Botanique: (en général) |
| Entrée (2/2) | 15 mamony |
| Radical | 16 voñy |
| Partie du discours | 17 verbe actif |
| Explications en malgache |
18 [mamoñy]
manafina [Tambahoaka]
[1.78] 19 manafina [Bezanozano] [1.78] 20 mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [Tanala] [1.78] |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|