|
|
|
|

Teny iditra1  mamono hozatra
Singan-teny  2 mamono, 3 hozatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny olona torana ka mihinjitrinjitra toy ny efa miala aina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12