|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamonjy
Fototeny  2vonjy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8]
Ohatra  7 Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14 mamonjy
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18 maminjo, 19 mamonjy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02