| Entrée | 1 mamery |
| Radical | 2 very |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to ruin; to sell into slavery [1.7] |
| Explications en français |
6 réduire en esclavage, ruiner [1.8] |
| Exemples |
7 Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
[2.649#]
8 Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. [2.643#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|