|
|
|
|

Teny iditra1  mameraka
Fototeny  2 veraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamaky roa, manokatra.
5 Mandoatra ny tsinain' ny biby vonoina, mitory.
6 Mamelatra.
7 Mamboraka. [1.1]
8 manely. [Tambahoaka] [1.78]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12