|
|
|
|

Teny iditra1  mamely tampoka
Singan-teny  2 mamely, 3 tampoka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Mamely tsy ampoizina, mamely am-pitaka: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12