|
|
|
|

Teny iditra1  mamatravatra
Fototeny  2 vatravatra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao?.
5 (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely. [1.1]
Tovy hevitra  6 mivatravatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12