|
|
|
|

Teny iditra1  malemy taolana
Singan-teny  2 malemy, 3 taolana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 voan'ny alofisaka; aretina vokatry ny tsy fahampian'ny otrik'aina D ka mahatonga ny taolana hiova bika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 rachitisme, rachitique. [1.13]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12