|
|
|
|

Teny iditra1  malemiloha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Trondron-dranomamy vao nampidirina teto, mitovitovy amin' ny tilapia; matsiro fatratra ny nofony. [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  5 lohamalemy, 6 malemiloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12