|
|
|
|

Teny iditra1  malaza ratsy
Singan-teny  2 malaza, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza",
6 saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny
7 mpamaritra milaza toetra hoe ratsy
8 Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563]
Ohatra  9  Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313#131]
10  ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17