|
|
|
|

Teny iditra1  malamalama
Fototeny  2 lamalama
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ [1.1]
Ohatra  5  Vato fohifohy malamalama izay no teo. [1.437#]
6  manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08