|
|
|
|

Teny iditra1  makorelina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vehivavy mivelona amin' ny fitondran-tena ratsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 prostituée. [1.5]
Mpanahaka  5  mpivarotena, 6  tsimanetsa, 7  tsimihorirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12