|
|
|
|

Teny iditra1  maka vava latsaka
Singan-teny  2 maka, 3 vava, 4 latsaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 misambotra teny diso na sendra lasa ka manararaotra izany mba hamelezana na hananganana korontana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12