|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maka an-keriny |
| Singan-teny | 2 maka, 3 hery |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 maka amin' ny fampiasana tanjaka, herisetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to take by force
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 prendre par la force
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|