|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maka am-bavany |
| Singan-teny | 2 maka, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 To cross-examine prisoners or accused persons.
[1.2] 7 to question a suspect or a witness [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 interroger un détenu ou un témoin
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|