|
|
|
|

Teny iditra1  maivan-tsaina
Singan-teny  2 maivana, 3 saina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra [1.1]
Tovy hevitra  6 maivan-doha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12