Entrée mahita metaka
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Betsileo] Mahita loza: Ataovo soa ny kilonga tsa hireñina amimeza fa mahita metaka eoeo any moa (Tandremo tsara ny ankizy tsy hilalao antsy fa mahita loza eo anie ê!) [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31