|
|
|
|

Teny iditra1  mahery setra
Singan-teny  2 mahery, 3 setra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 unkind, overbearing, brutal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 brutal, arrogant [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12