|
|
|
|

Teny iditra1  mahery an-trano
Singan-teny  2 mahery, 3 trano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo lehilahy mpamono vady sy ireo be feo raha ao an-tranony fa tsy mahateny kosa raha eny ivelany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12