|
|
|
|

Teny iditra1  mahery an-joro
Singan-teny  2 mahery, 3 zoro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
6 Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12