|
|
|
|

Teny iditra1  mahavantana
Fototeny  2 vantana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity.
5 Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana ny vava ny anaran' i Hery kely. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12