| Entrée | 1 mahatsapa |
| Radical | 2 tsapa |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en anglais |
4 to feel, to experience [1.7] |
| Explications en français |
5 sentir, éprouver [1.8] |
| Exemples |
6 Ary manahy aho fa tsy izaho irery no mahatsapa izany!
[2.944#]
7 izy dahy zokiny indrindra no mahatsapa tena amin' izany. [2.470#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|