Entrée | 1 mahasosotra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 sosotra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany |
Explications en anglais |
8 [1.7] to annoy, to vex |
Explications en français |
9 [1.8] vexer, ennuyer, mécontenter |
Exemples |
10 [2.442#] mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa. 11 [2.499#] mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. |
Analogues | 12 mahalonilony, mahakamo, mahaletra, mahasendaotra, mampandongilongy, mahatezitra, mahadikidiky, maharikoriko, vodisetroka |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mahasosotra |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |